Tanin'i Israely
- Ny Tanin'i Israely dia faritra ara-jeografia mahafaoka ny Fanjakan'i Israely sy ny Fanjakan'i Jodà, izay tany nipoiran'ny vahoaka jiosy.
Tanànan'i Sina
- Ity lahatsoratra ity dia manalisitra ny tanàna any sina, voasokajy araka ny lahatry ny abidy. Ny tanàna any amin'ny Repoblikan'i Sina (Taiwan) dia tsy napetraka tato.
Tanàna
- Ny tanàna dia vohitra lehibe honenan'olona maro ary efa hary voatra (toy ny làla-migodàna, trano lehibe, kianja malalaka, sns)
Tanimaty
- Ny tanimaty dia midika toerana na velarana tsy mamoka-javatra, noho ny taniny tsy afaka ambolena voninkazo, na noho ny hakely ny ranonorana (latsaky ny 250 mm isan-taona).
Pronuncia di Tanin in malgascio con significati, sinonimi, contrari, traduzioni, frasi e altro