Andro
- Ny andro dia fe-potoana na tsingerim-potoana mifandraika amin'ny tsingerim-pihodinan'ny Tany amin'ny tenany.
Android
- Android dia mpandrindra milina ho an'ny finday ampiasaina amin'ny smartphone, solaitra, PDA ary famantaranandro marani-tsaina.
Andro Antenantenany
- Ny Andro Antenantenany dia fari-potoan'ny tantaran'i Eoropa eo anelanelan'ny Andro Taloha sy ny Andron'ny Fahateraham-panindroany, nivelatra tanelanelan'ny taonjato faha-5 sy faha-15, teo ane
Andro Taloha
- Ny hoe Andro Taloha dia ilazana vanim-potoan'ny Tantara izay nialoha ny Andro Antenantenany na ny Andro Vaovao.
Andro farany
- Ny Andro farany na ny Faran'andro dia ny fahataperan'izao tontolo izao na ny olombelona eto amin'izao tontolo izao.
Pronuncia di Andro in malgascio con significati, sinonimi, contrari, traduzioni, frasi e altro